Entry | 1 manala zaza |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] manao izay hahafahan' ny zaza mbola tsy tonga volana ao an-kibo; milaza ary manoratra amin' ny bokim-panjakana na mampiseho eo anatrehan' ny fokonolona fa Ranona, izay zaza naterany dia ariany na avalany tsy ho zanaka intsony ka tsy mahazo mandova ny fananany |
Explanations in English |
4 [1.7] to bring about an abortion |
Explanations in French |
5 [1.3] se faire avorter ou faire avorter 6 [1.8] faire un avortement |
Vocabulary |
7 Health |
Elementary words | 8 manala, zaza |
Synonyms | 9 manary zaza |
Antonyms | 10 mananganjaza |
Updated on 2024/12/12 |
![]() |